|
|
|
|

Entry (1/2)1  varatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana
Explanations in English  4  [1.7] thunder; a thunderbolt
Explanations in French  5  [1.8] foudre, tonnerre
Vocabulary  6  Meteorology
Morphology 
7  Simple :
8  Prefixed :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  30  Proverbs containing the word varatra

Entry (2/2)31  varatra
Part of speech  32  noun
Explanations in Malagasy  33  [1.1] fotaka
Morphology 
34  Simple :
35  Prefixed :

Anagrams  36  avaratr, varatra

Updated on 2023/06/12