Entry | vorontsiloza | ||||||
Elementary words | vorona ; tsy ; loza | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Vorona lehibe, fianakaviam-ben' ny akoho, vorombola..,, manam-bika hafa kely fa misy nofo mikiramborambo eo amin' ny lohany, ny tendany misy toa haingony mitarazoka ary ny rambony azony velarina toy ny fikopaka rehefa midoroboka izy; tsara hena ary tsy mba saro-devonina ohatra ny gisa ny vorontsiloza [1.1] | ||||||
Explanations in English | Turkey [1.7] | ||||||
Explanations in French | Dinde [1.54] | ||||||
Dinde, dindon [1.8] | |||||||
Examples |
| ||||||
Vocabulary | Zoology: birds | ||||||
Compound words |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vorontsiloza | ||||||
Illustrations | |||||||
Updated on 2023/06/03 |