Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : anjonanjona | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Avo tokonana ka be anjonanjona. [2.558 #29] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [2.558] Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837] Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [2.653 #1726] | ||||||||||||||||||||
French translation | Fier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [2.415 #1837] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Toy ny adin-kisoa, ka vitan' anjonanjona ihany. [2.165 #370, 2.415 #3525]
Toy ny adin-kisoa ka vitan' ny anjonanjona ihany. [2.558 #4247] | ||||||||||||||||||||
French translation | Combat de porcs : des grognements de dédain, et c' est tout. [2.415 #3525]
Une bataille de porcs: un peu de dédain (les grognements) et c' est tout. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||