Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : antsanga | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Tsy ny farihy lelik’ antsanga, fa ny farihy maty mamba : ny zanany no mpandimby an-drainy. [2.558 #4768]
Tsy ny farihy lelik’ antsanga, fa ny farihy maty mamba : ny zanany no mpandimby ny rainy. [2.653 #3563] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Vary lelik’ antsanga: Vary lelik’ antsanga : voatery setra havozona, ka tsy misy hiolonolonana. [2.558 #4876] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Vodivona no mietsaka, antsanga indray no anontaniana. [2.415 #485, 2.653 #3719]
Vodivona no mihetsika, ka antsanga no anontaniana. [2.558 #5006] | ||||||||||||||||||||
French translation | Un fief s' écroule : il ne faut pas demander s' il y aura beaucoup de sable répandu. [2.415 #485] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | La ruine d'un fief est une chose grave ; se disait des affaires qui avaient de grosses conséquences. [2.415 #485] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Vohitra tototr' antsanga, afaky ny kary. [2.415 #4333, 2.558 #5008, 2.653 #3720]
Vohitra tototr' antsanga ka afaky ny kary. [2.165 #2207] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si un village a son fossé circulaire plein de terre (apportée par les eaux), cela permet aux chats sauvages d' y pénétrer. [2.165]
Village dont les fossés sont comblés par un amas de sable et de gravier : les chats sauvages peuvent les franchir. [2.415 #4333] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | A la merci des brigands. [2.415 #4333] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||