Index |
|
|
|
Proverbs : tonotono
|
|
|
Proverb 1 | Ny ankizy no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tonotono. [1.1]
Ny zaza no tia tsapa-fatana, dia ry zareo vaventy no tia tono hanina. [2.558 #3381]
Ny zaza no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tono hanina. [2.415 #992, 2.653 #2534]
|
Malagasy interpretation | Enti-milaza ny toetran' ny lehibe izay tsy miafina amin' ny ankizy ka mazàna no alainy tahaka. [1.1]
|
French translation | Si les enfants aiment à tripoter le feu, c' est que les parents aiment à manger des grillades. [2.415 #992]
|
French interpretation | Les enfants imitent les parents. [2.415 #992]
|
|
|
Index |
|
|