Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : tsinjaka | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ny tsinjaka maro mahay, fa ny dada no sarotra ianarana. [2.653 #2525]
Ny tsinjaka maro mahay, fa ny dada sarotra hianarana. [2.165] Ny tsinjaka, maro mahay ; fa ny dada, sarotra ianarana. [2.415 #3294] Ny tsinjaka maro mpahay fa ny dada no sarotra ianarana. [1.1] Tsinjaka no maro mahay, fa ny dada no sarotra hianarana. [2.653 #3318] Tsinjaka no maro mahay, fa ny dada no sarotra ianarana. [2.558 #4447] | ||||||||||||||||||||
French translation | Beaucoup savent (danser) le "tsinjaka" , mais le "dada" est difficile à apprendre. [2.165]
Danser, beaucoup savent le faire ; mais la danse qu' on appelle dada voilà qui est difficile à apprendre. [2.415 #3294] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ces deux termes désignent des danses et la seconde était peut-être accompagnée d' un chant. [2.165]
Se disait des affaires ou choses difficiles. [2.415 #3294] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||