|
|
|
|

Entry (1/4)1  adina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny
Avina, antsafa, ontany, tanitany
Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy
Explanations in English  4  [1.2] examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina.
5  [1.7] a question, an examination
Explanations in French  6  [1.3, 1.8, 1.5] question, examen
7  [1.5] information
Examples  8  eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena. [2.314]
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Synonyms  15  adinadina
Analogs  16  faka, fakafaka, fotopototra, savasava, hadihady, taratara, sikotra, karoka, karokaroka.
Compound words 

Entry (2/4)18  adiña
Part of speech  19  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  20  [1.78] [Betsileo] foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana
Synonyms  21  mady

Entry (3/4)22  Adina
Part of speech  23  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  24  [2.996] Adina
Explanations in French  25  [2.996] Adîn
Examples  26  ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; [2.996]
Vocabulary  27  Holy Scriptures
Biblical quotes  28  Chapters and verses mentioning Adina
Article  29  Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly

Entry (4/4)30  Adina    
Part of speech  31  noun
Vocabulary  32  Botany: scientific genera
Local names of plants 
33  Adina microcephala  sangandrato, sidindranto, sohy, sorindranto, tsohihy

Anagrams  34 

Updated on 2025/01/21