Entry (1/2) | 1 adana |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra [1.1] |
Explanations in English |
4 slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] [1.2] 5 slowness; hence, peace, happiness [1.7] |
Explanations in French |
6 lenteur [1.3, 1.8, 1.5] 7 Etat paisible, prospérité [1.3, 1.5] 8 démarche grave, abondance, paix [1.3] 9 tranquillité, bonheur [1.8] |
Vocabulary |
10 Emotions |
Derivatives |
|
Analogs | 16 anoka, danoka, daresaka, darona, tanesaka, fisomararetra, havotsana, havozavozana, hasambarana, hafinaretana, raondraona, firaondraonana, roandroana, firoandroanana, oronorona, fioronoronana, fandrian-tsaina, tsy fitebitebena, tsy fananana tahotra am-po, fandriam-pahalemana, tsy fananana horohoro |
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 18 Adana |
Part of speech | 19 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
20 Addan [2.996] |
Explanations in French |
21 Addân [2.996] |
Examples |
22 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia): [2.996] |
Vocabulary |
23 Holy Scriptures |
Other spellings | 24 adona |
Biblical quotes | 25 Chapters and verses mentioning Adana |
Article |
26 Randzavola: Adana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/09/10 |