Entry (1/4) | 1 adina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny 4 Avina, antsafa, ontany, tanitany 5 Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy [1.1] |
Explanations in English |
6 examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2] 7 a question, an examination [1.7] |
Explanations in French |
8 question, examen [1.3, 1.8, 1.5] 9 information [1.5] |
Examples |
10 eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena. [2.314] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 17 adinadina |
Analogs | 18 faka, fakafaka, fotopototra, savasava, hadihady, taratara, sikotra, karoka, karokaroka. |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 20 adiña |
Part of speech | 21 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
22 foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [Betsileo]
[1.78] |
Synonyms | 23 mady |
Entry (3/4) | 24 Adina |
Part of speech | 25 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
26 Adina [2.996] |
Explanations in French |
27 Adîn [2.996] |
Examples |
28 ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; [2.996] |
Vocabulary |
29 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 30 Chapters and verses mentioning Adina |
Article |
31 Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly |
Entry (4/4) | 32 Adina |
Part of speech | 33 noun |
Vocabulary |
34 Botany: scientific genera |
Local names of plants |
|
Anagrams | 36 adani, adany, adian, adiña, adina, anday, andia, daina, DIANA, diana, nadia, niada |
Updated on 2024/12/05 |