|
|
|
|

Entry (1/3)1  sisa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa
4  Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa
5  Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [1.1]
Explanations in English  6  a remnant, a residue [1.7]
Explanations in French  7  reste, restant [1.8]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word sisa

Entry (2/3)22  Sisa
Part of speech  23  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  24  Kish [2.996]
Explanations in French  25  Qish [2.996]
Vocabulary  26  Holy Scriptures
Biblical quotes  27  Chapters and verses mentioning Sisa

Entry (3/3)28  Sisà
Part of speech  29  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  30  Shisha [2.996]
Explanations in French  31  Shisha [2.996]
Vocabulary  32  Holy Scriptures
Biblical quotes  33  Chapters and verses mentioning Sisà

Anagrams  34  sasi, sasy, sisa

Updated on 2023/06/17