|
|
|
|

Entry1  abony
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony
famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy
fitaka atao olona an-kafetsena
Explanations in French  4  [1.3] Fourberie, cajolerie
Morphology 
5  Simple :
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
Other spellings  10  abosy, ambosy
Synonyms  11  bony
Analogs  12  risika, robo, tambitamby, safosafo, safovody, safosiaka, pasopasoka, roboka, doka, tsetsaka, taona, teny malefaka, ronono an-tavy, kobaka am-bava, lango malemy, volana hatenda, volana mahadradraka, fandriamalemy lafika, lokanga hisatra, bontsina, fo omena, toho-tsofina, fangopangoka, angoly, saroro, sarory, sodika, solia, sombia, sombe, vohony, vato mafana atolotra, fahan-dalitra, antohim-bato

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21