|
|
|
|

Entry1  kaodikaody
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaodikaody izay izy tamin' ny mbola tanora
Explanations in English  4  [1.7] shy, timid, wild
Explanations in French  5  [1.8] méfiant, sauvage, craintif
Root  6  kaody
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Synonyms  11  kaody
Analogs  12  haodihaody, haolohaolo, maodimaody, vodivodiana, mahimahina, madimadina, marimarika, manahinahy, somaingisaingy, matahotahotra
Proverbs  13  Proverbs containing the word kaodikaody

Updated on 2025/01/21