|
|
|
|

Entry1  manasa tanana amin' izay aho
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy mandray anjara amin' izany aho ka miala amin' izay mety ho vokany
Elementary words  4  manasa, tanana, amy, izay, aho

Updated on 2024/12/07