Entry (1/2) | 1 mihaona |
Root | 2 haona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy [1.1] |
Explanations in English |
5 to meet with some one, to meet, to join, to unite with. [1.2] 6 to meet with [1.7] |
Explanations in French |
7 se rencontrer [1.8] |
Examples |
8 Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona. [2.324] 9 Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana. [2.471] |
Morphology |
|
Analogs | 14 mifanena, mifanojo, mifanehatra, tojo, sehatra, sendra, sendra mahita, tohatra |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mihaona |
Entry (2/2) | 16 mihaonà |
Root | 17 haona |
Part of speech | 18 imperative of active verb mihaona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Anagrams | 20 ahainom, amiohan, amohany, animaho, hamaino, hamoina, hamonia, haomany, himaona, hiomana, homanay, iahonam, ianoham, ihaonam, mahaino, miahòna, miahona, mianoha, mihaona, mihaonà, namioha |
Updated on 2022/09/12 |