Entry (1/2) | 1 miliba |
Root | 2 liba |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manaram-po tanteraka, manao izay tiana sy danin' ny kibo: Miliba amin' ny fananany Rakoto 5 Mikarenjy, tia lalao sy fahafinaretana: Izay hianatra, nofy azy; miliba any amin' ny namany any foana izy [1.1] |
Morphology |
|
Analogs | 10 manaram-po, manaram-batana, migodana, migalabina, mianjady, manao ny danin' ny kibo, miala liana, manampatra, mihary zaka, mihenjy, mikarenjy, be haitraitra, be siasia, akanga, angatra, angelingely, tondraka anio manan-jara izay ho ampitso ka ho hitanao, manjehy ny andro ho lava, tsy mitsapa ny ho farany, tsy mijery ny lany, manaram-po fahazaza ka maka kitay fotsy volo, manaram-po ohatra ny kary an' efitra, manampoka aina |
Entry (2/2) | 11 milibà |
Root | 12 liba |
Part of speech | 13 imperative of active verb miliba [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 abilim, bilaim, ilibam, mibila, milibà, miliba |
Updated on 2023/01/20 |