|
|
|
|

Entry (1/2)1  misarona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano
Misy sarony: Vilany misarona toa hisy inona ihany
Explanations in English  4  [1.7] to have a lid on, to be covered
Explanations in French  5  [1.8] être couvert, se couvrir
Examples  6  [2.470] Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro.
Root  7  sarona
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  mirakotra, mibonoka, mifonoka, mikobona, misakobona, misalobona, mibofoka
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word misarona

Entry (2/2)16  misaròna
Part of speech  17  imperative of active verb misarona [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]
Root  20  sarona

Anagrams  21  amorisan, amosiran, isaronam, misaròna, misarona, namorisa, namosira, nisaoram, norasaim, ranomasi

Updated on 2025/04/13