|
|
|
|

Entry1  mitombo
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taisaka] mihalehibe; mihamaro
4  [1.1] Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity ~ Nitombo fahendrena izy
Mihamaro, mihabe, mihabetsaka: Vetivety foana dia nitombo ny isan' ny mponina
Mitatra, mandroso: Tsy mitsaha-mitombo ny varotr' io Rangahy io
Misondrotra: Nitombo be ny rano hatramin' ilay orana farany tao
Mihatsara: Izay tiana mitombo tarehy
Explanations in English  5  [1.7] to increase; to grow
Explanations in French  6  [1.8, 1.13] croĆ®tre
7  [1.8] augmenter
8  [1.13] pousser, grandir, se développer
Examples  9  [2.470] mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina.
Root  10  tombo
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Derivatives 
15  Active verbs :
Analogs  16  mihalehibe, miitatra, mamokatra, manjanaka, manana, mihombo, mihamafy, mihasarotra, manao hararaotra, manitatra, manabe voho, manao be filaza, manao laza masaka, manao filazan-dramitraho, manao lazam-balala, manao tera-bao filaza, manao kitsanitsany, manao laza rezatra, manao laza habobo, milaza valamaty, matavy filaza, masadroatelo
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word mitombo

Updated on 2025/01/21