Entry (1/4) | 1 mitsinjo |
Root | 2 tsinjo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitazana lavitra avy amin' ny toerana ambony: Mitsinjo ny eny an-tsaha rehetra eny izahay 5 Manatrika: Tsy tsara, hoy ny Ntaolo, ny manorin-trano mitsinjo vava lohasaha 6 Mitandrina, miambina: Mitsinjo sy mitahy ny velona ve ny Razana? 7 Mikarakara: Tokony hitsinjo ny ho avintsika isika dieny izao. [1.1] 8 mihevitra ny ho avy [1.13] |
Explanations in French |
9 Regarder de haut en bas, au loin 10 figuré: surveiller, veiller sur quelqu’ un, avoir soin de quelqu’un, des animaux [1.3] 11 prévoir [1.13] |
Examples |
12 Ny tany mitsinjo vody lohasaha dia tsy misalasala ka fadiana. [1.381#] 13 Raha mitohy izany, dia mitsinjo ny hoaviny ireto tanora ireto. [2.445#] 14 Ny fanendasana sy ny fampirimana an-tsobika no tonian-dahasa ny alarobia tontolo sy ny alakamisy tsy ahita-mitsinjo olona. [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 19 miahy, mitsimbina, mitandrina, mandala, mitandro, misaingy |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word mitsinjo |
Entry (2/4) | 26 Mitsinjo |
Part of speech | 27 name (institution) [Full list] |
Vocabulary |
28 Economy: printing, drawing |
Madagascar Catalog |
|
Entry (3/4) | 30 Mitsinjo |
Elementary words | 31 tsinjo |
Part of speech | 32 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
33 Geography: towns |
Entry (4/4) | 34 Mitsinjo |
Elementary words | 35 tsinjo |
Part of speech | 36 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
37 Geography: towns |
Illustrations |
|
Anagrams | 41 mitsinjo, Mitsinjo |
Updated on 2024/03/26 |