Entry (1/4) | 1 mitsinjo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitazana lavitra avy amin' ny toerana ambony: Mitsinjo ny eny an-tsaha rehetra eny izahay Manatrika: Tsy tsara, hoy ny Ntaolo, ny manorin-trano mitsinjo vava lohasaha Mitandrina, miambina: Mitsinjo sy mitahy ny velona ve ny Razana? Mikarakara: Tokony hitsinjo ny ho avintsika isika dieny izao. 4 [1.13] mihevitra ny ho avy |
Explanations in French |
5 [1.3] Regarder de haut en bas, au loin figuré: surveiller, veiller sur quelqu’ un, avoir soin de quelqu’un, des animaux 6 [1.13] prévoir |
Examples |
7 [1.381#] Ny tany mitsinjo vody lohasaha dia tsy misalasala ka fadiana. 8 [2.445#] Raha mitohy izany, dia mitsinjo ny hoaviny ireto tanora ireto. 9 [2.470] Ny fanendasana sy ny fampirimana an-tsobika no tonian-dahasa ny alarobia tontolo sy ny alakamisy tsy ahita-mitsinjo olona. |
Root | 10 tsinjo |
Morphology |
|
Analogs | 15 miahy, mitsimbina, mitandrina, mandala, mitandro, misaingy |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word mitsinjo |
Entry (2/4) | 22 Mitsinjo |
Part of speech | 23 name (institution) [Full list] |
Vocabulary |
24 Economy: printing, drawing |
Madagascar Catalog |
|
Entry (3/4) | 26 Mitsinjo |
Part of speech | 27 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
28 Geography: towns |
Elementary words | 29 tsinjo |
Entry (4/4) | 30 Mitsinjo |
Part of speech | 31 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
32 Geography: towns |
Elementary words | 33 tsinjo |
Illustrations |
|
Anagrams | 37 mitsinjo, Mitsinjo |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |