|
|
|
|

Entry1  raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina
Elementary words  4  raha, baka, mihorirana, ianao, izaho, kirongo, azo, idirana
Synonyms  5  raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho, raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana

Updated on 2024/12/10