|
|
|
|

Entry1  rano raraka tsy azo raofina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny zavatra afoy tanteraka na tsy azo afody hiverina intsony
Sira latsaka an-drano
Elementary words  4  rano, raraka, tsy, azo, raofina

Updated on 2024/12/07