Entry (1/5) | 1 re |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 Heno: Renao ve izany vorona mihira izany? 4 Fantatra: Efa renao ny nialan-dRakoto. 5 Tsapan' ny fandrenesana, toy ny fanamboloana: Tsy reko izany fofona ao izany fa voan' ny sery aho; ny fandrenesana tsiron-kanina: Tsy reny akory ny hamamin' ny siramamy; ny fikasihana: Reko ny tsongo ataony ahy. 6 Tsaroana: Reko tsara loatra izany fahoriako [1.1] |
Explanations in English |
7 heard; perceived by the senses, as pain or smell [1.7] |
Explanations in French |
8 entendu [1.3, 1.8] 9 appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3] 10 perçu par le sens du toucher, l'odorat, du goûter [1.8] |
Examples |
11 Ho ren'olo ka ho maty aho. [2.606] 12 Avereno kely hoe ho reko tsara. [2.895] 13 Tsy nisy hitany na reny nanatona anefa [2.472] 14 reny tsara ny fiakatry ny fofon-jezika ary maharikoriko azy [2.470] 15 Taitra dia taitra izy, fa avy any ambony ilay zavatra reny, ka fantany fa tsy izy mianaka avy naka orana tary an-dohasaha ambany [2.324] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 23 reny |
Compound words |
|
Proverbs | 31 Proverbs containing the word re |
Entry (2/5) | 32 re |
Part of speech | 33 particule [Full list] |
Explanations in Malagasy |
34 Kianteny kely fanao amin' ny fehezanteny manontany raha manontany tena ilay miteny: Inona re no hataoko e; handeha sa hijanona?; ary amin' ny fehezanteny tsotra kosa raha mangataka mitalaho: Mifona re, tompoko, fa tsy hanao intsony aho [1.1] |
Examples |
35 Nahoana re no anton'izany? [2.324] 36 Aoka re, anaka. [2.470] |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 40 ~re~ |
Part of speech | 41 infix [Full list] |
Explanations in French |
42 infixe qui sert à former le pluriel des pronoms-adjectifs démonstratifs: io -> ireo [1.12] |
Entry (4/5) | 43 re |
Part of speech | 44 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
45 Ny feo faharoa manarakaraka ny do amin' ny ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1] |
Vocabulary |
46 Music: (in general) |
Analogs | 47 do, mi, fa, sol, la, si |
Illustrations |
|
Entry (5/5) | 49 Re |
Part of speech | 50 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
51 Singa mivaingana, faha-75 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Explanations in English |
52 Rhenium. [3.1] |
Explanations in French |
53 Rhénium. [3.1] |
Vocabulary |
54 Chemistry |
Tables and plates |
55 Periodic Table |
Updated on 2024/09/07 |