|
|
|
|

Entry (1/3)1  andriana
Root  2  andry
Part of speech  3  relative verb
Explanations in Malagasy  4  ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto? [1.1]
Explanations in French  5  Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court) [1.3#41]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word andriana

Entry (2/3)15  andriana
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka [1.1]
18  saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy fihariana [1.13]
Explanations in English  19  the Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.] [1.2]
20  a king, a queen, royalty; a nobleman, nobility [1.7]
Explanations in French  21  noble [1.3, 1.8, 1.13]
22  seigneur [1.3, 1.13]
23  souverain [1.3]
24  roi, reine, royauté; la noblesse [1.8]
Vocabulary  25  Politique
Derivatives 
26  Active verbs :
27  Passive verbs :
28  Relative verbs :
29  Names :
30  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Anthroponyms 
Toponyms 
Titles  50  Andriamihanta (Ny Onja)
51  Ilay hohalahy tian' Andriana (Ravelomoria Wast)
52  Index des Tantaran' ny Andriana eto Madagascar (Vernier Elie)
53  Ny Andriantompokoindrindra (Rasamimanana Joseph)
54  Tantara ny Andriana (Callet François)
Proverbs  55  Proverbs containing the word andriana
Article  56  Randzavola: andriana ao amin' ny Baiboly

Entry (3/3)57  an-driana
Root  58  any, riana
Part of speech  59  locution
Explanations in Malagasy  60  [1.1]
Explanations in French  61  [1.3]
Examples  62  Ny vola dia rano an-driana : ny lasa dia lasa ihany, ny tonga dia tonga ihany koa [2.558]
Proverbs  63  Proverbs containing the word an-driana

Anagrams  64  añandray, andairan, andraina, Andraina, andriana, an-driana, iandrana, nadraina, nanadary, nandaira, naridana, niadrana, niradana

Updated on 2023/05/27