Entry dada
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay?
Teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [1.1]
Explanations in English Father, dad [1.7]
Explanations in French Père [1.8]
Examples 
1Manao ahoana i Dada? [2.4]
2Nomen' i Dada azy ny adiresiko. [2.472]
3Tao an-trano nivazavaza foana i dada. [1.369]
Synonyms aba ~ ada ~ baba ~ ikaky ~ ray
Compound words 
Titles Dada
Dada sy Neny
Proverbs 

Entry dada
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany [1.1]
Explanations in English A mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum [1.2]
Vocabulary 

Entry dada
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] adaladala [1.78]
Explanations in French  [Tankarana] Un peu fou, bête, cf. dahidahy [1.19]
Synonyms dadoa

Entry dada
Part of speech masculine noun
Explanations in French Hevi-mahazatra, hevi-tiana [1.66]

Entry dada
Part of speech masculine noun
Explanations in French (fitenin' ankizy) soavaly [1.66]

Entry Dada
Elementary words dada
Part of speech name (book title)
Author Solonomenjanahary Ranivoarisoa Eugénie Monique
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/10/24