Entry (1/2) | 1 enina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona |
Explanations in English |
4 [1.7] six |
Explanations in French |
5 [1.3#126, 1.5, 1.8] six |
International |
6 [3.1] 6 VI |
Examples |
7 Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona [2.59#15] 8 Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina [2.471] 9 Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny [4.27#2006/08/25] 10 Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka [2.445#10] |
Vocabulary |
11 Mathematics: arithmetic |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Tables and plates |
29 The Numbers 30 Addition 31 Multiplication |
Article |
32 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Entry (2/2) | 33 enina |
Part of speech | 34 adjective |
Explanations in Malagasy |
35 [1.1] Mahazo ny anjara sahaza ny tena: Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra |
Explanations in French |
36 [1.3#126] qui a sa part, pourvu, participant |
Examples |
37 Kibobo tsy enina ny vary va aho ka hanery ny vato madinika? [2.131] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 41 enain, enina, inena, naeny, nenai |
Updated on 2024/10/03 |