|
|
|
|

Entry1  eso
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra [1.1]
5  Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy [1.1]
Explanations in English  6  Scorn, mockery [1.7]
Explanations in French  7  Mépris, moquerie, raillerie [1.3]
Examples  8  Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Nouns :
13  Adjectives :
Analogs  14  Tebaka, fanebahana, fanatsizarizariana, zimba, fanazimbana, famotsifotsiana15  Haraby, vosobosotra, famazivaziana, famosobosorana.
Proverbs  16  Proverbs containing the word eso

Updated on 2023/10/20