Entry (1/3) | 1 izay |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay 4 Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara [1.1] |
Explanations in English |
5 who, whom, which, that [1.7] |
Explanations in French |
6 qui, que, à qui, à quoi [1.8] |
Compound words |
|
Titles | 11 Antananarivo zato taona lasa izay (Rabary Jean-Joseph) |
Tables and plates |
12 All the pronouns |
Entry (2/3) | 13 izay |
Part of speech | 14 adverb [Full list] |
Explanations in English |
15 now [1.7] |
Explanations in French |
16 maintenant [1.8] |
Analogs | 17 izay tratra |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 19 izay |
Part of speech | 20 interjection [Full list] |
Explanations in English |
21 exclamation of approval; that's it ! [1.7] |
Explanations in French |
22 c'est bien cela ! [1.8] |
Anagrams | 23 aizy, izay |
Updated on 2023/08/11 |