Entry | kizo | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ny vatom-panorona izay lanin'ny andaniny daholo rehefa avy nihinana ny azy Fahalanian-karena miandalana mahazo olona na-nana teo aloha ka saika botry na tonga fadiranovana ny taranany Lalana na hevitra teritery ahitana loza: Mampiditra ahy amin'ny kizo ianao amin'izany hevitra izany [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | Route battue, grande route Terme de fanorona: état de celui qui n’a plus qu’on pion à jouer, après quoi l’adversaire les lui rafle tous d'un seul coup Ruine progressive de quelqu’un qui fut riche et a qui il ne reste presque plus rien, ou dont la descendance tombe dans la misère Terme de sikidy Espèce de monnaie autrefois [1.3] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Entry | kizo | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Anarana iantsoana ireo hazo maro karazana misy ditiny na gaoma, ataon' ny olona famandrihamborona indrindra [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | [Betsileo, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanala] Nom donné à la gomme-gutte tirée des divers symphonia (Clusiaceae). On l'emploie surtout comme glu pour piéger les oiseaux et pour emmancher les outils. Mais elle est souvent employée par les mpimasy à la manière de l'encens, pour impressionner les malades. L'arbre qui la fournit s'appelle plutôt kiza. [1.196] | ||||||||||||
Vocabulary | Botany | ||||||||||||
Anagrams | kizo, kozy, zoky |
Updated on 2023/10/24 |