|
|
|
|

Entry (1/3)1  madio
Root  2  dio
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo
5  Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano
6  Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao
7  Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao
8  Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony [1.1]
Explanations in English  9  clean [1.2, 1.7]
10  clear, pure, uncontaminated, free from guilt [1.2]
Explanations in French  11  propre [1.8, 1.13]
12  propre, innocent [1.8]
13  pur [1.13]
Examples  14  Aiza no hisy lakozia madio? [2.4]
15  Maivana sy madio ny rivotra. [2.356]
16  Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra. [1.280]
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :
20  Imperative :
Antonyms  21  maloto
Analogs  22  tsisy pentina, azo itarafana, mangasohaso, mangarangarana, mangarahara, mangalahala, manganohano, mangatsakatsaka, mangatsohatso, manjopiaka, mangoratsaka, tsy misy loto, tsy misy fahofaho, tsy misy romoromo, tsy misy raorao, tsy arahin-katina
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles  34  Rano an' ala madio mangamanga : Famakian-teny (taona fahatelo) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie)
Proverbs  35  Proverbs containing the word madio

Entry (2/3)36  madio
Part of speech  37  noun
Explanations in French  38  (merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit : dyu : clarté). Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae). L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom. [1.196]
Vocabulary  39  Botany
Scientific name 

Entry (3/3)41  MAD-IO    
Part of speech  42  noun (acronym) [Full list]
Explanations in French  43  Madagascar et Îles de l'Océan Indien [3.1]

Anagrams  44  aodim, daomy, dimao, madio, maody, miado, modia, odiam

Updated on 2024/11/30