Entry 1/2 |
mambosy
(ambosy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana Mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana
[1.1]
|
Morphology |
Present : |
mambosy |
Past : |
nambosy |
Future : |
hambosy |
Imperative : |
mambosia |
|
Analogs |
manabony ~
manabosy |
|
Entry 2/2 |
mambosy
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray [1.13]
|
Explanations in French | Catalyser [1.13]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mambosy |
Past : |
nambosy |
Future : |
hambosy |
|
|