Entry 1/2 |
mihafahafa
(hafahafa (hafa))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miseho tsy ho namana, miseho ho hafa, miolonolona: Hano re, tompoko ô, aza mihafahafa
[1.1]
|
Explanations in English | To alter one's behaviour, to be different, to appear reserved, to be less sociable, to act the stranger. [1.2]
|
| To act standoffish [1.7]
|
Explanations in French | Changer, ne pas faire comme les autres, devenir différent [1.3]
|
| Se tenir à part [1.8]
|
Examples |
1 | Tsy nihafahafa izy fa avy hatrany dia nandray ary nandrapaka.
[2.470]
|
2 | Aza mihafahafa, fa ataovy toy ny tranonao ato, ary eto izahay hitsabo anao!
[2.499]
|
|
Morphology |
Present : |
mihafahafa |
Past : |
nihafahafa |
Future : |
hihafahafa |
Imperative : |
mihafahafà |
|
|
Entry 2/2 |
mihafahafà
(hafahafa (hafa))
|
Part of speech | imperative of active verb mihafahafa
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|