Entry 1/2 |
mihaona
(haona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy
[1.1]
|
Explanations in English | To meet with some one, to meet, to join, to unite with. [1.2]
|
| To meet with [1.7]
|
Explanations in French | Se rencontrer [1.8]
|
Examples |
1 | Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona.
[2.324]
|
2 | Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana.
[2.471]
|
|
Morphology |
Present : |
mihaona |
Past : |
nihaona |
Future : |
hihaona |
Imperative : |
mihaonà |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
mihaonà
(haona)
|
Part of speech | imperative of active verb mihaona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
|