Entry 1/2 |
milofo
(lofo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miezaka amin-kiry, mampiasa ny hery rehetra azo atao, mikely aina: Nilofo mafy tamin' ny fianarana izy ka tsy mahagaga raha afa-panadinana
[1.1]
|
Explanations in English | To persevere, to persist [1.7]
|
Explanations in French | Persévérer, s'opiniâtrer [1.8]
|
Morphology |
Present : |
milofo |
Past : |
nilofo |
Future : |
hilofo |
Imperative : |
milofosa |
|
|
Entry 2/2 |
milofo
(lofo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manana omby hovonoina hatao lofo [1.1]
|
|