Entry |
noana
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mahatsiaro foana ny ao an-kibo ka reraka te hihinan-javatra aoka izany: Tsy nisakafo aho ka noana izaitsizy izany
[1.1]
|
Explanations in English | Hungry [1.2]
|
| Hungry Deflated (of a tire) [1.7]
|
Explanations in French | Qui a faim, affamé Dégonflé (se dit des pneus) [1.8]
|
Examples |
1 | Ary indray andro sendra tsy nahazo haza, ka noana ny liona, ka hoy izy tamy ny alika:
[2.293]
|
2 | Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy;
[2.324]
|
3 | Iny aloha ny hani-masaka fa noana ianao.
[2.470]
|
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|