Entry | 1 rambondanitra |
Elementary words | 2 rambo, lanitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy |
Explanations in English |
5 [1.2][rambin-danitra] A water-spout 6 [1.7][rambin-danitra] a waterspout, the funnel of a tornado |
Explanations in French |
7 [1.8][rambin-danitra] trombe |
Vocabulary |
8 Meteorology |
Analogs | 9 alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 31 Proverbs containing the word rambondanitra |
Updated on 2024/10/30 |