Entry (1/4) | 1 saiky |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 a child [Sakalava]
[1.2#264] |
Vocabulary |
4 Relationships: family |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 6 saiky |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba: Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 14 fanampy, latsy, rikarika, safy, sosona, tamby, tohana, tsikala |
Compound words |
|
Entry (3/4) | 18 saiky |
Part of speech | 19 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 Mitovy amin' ny siky [1.1] |
Entry (4/4) | 21 saiky |
Part of speech | 22 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
23 saika [1.1] |
Synonyms | 24 saika |
Anagrams | 25 asiki, isaky, isika, ïsika, saiky |
Updated on 2023/12/11 |