|
|
|
|

Entry1  taitra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy matory intsony, efa mifoha na mahatsiaro: Tamin' ny dimy aho dia taitra aninaraina 4  Mivadipo, mirongatra tampoka eo am-pahitana zavatra mahatsiravina, na fandrenesana loza tsy nampoizina: Taitra aho nahita ilay aloka nivoaka avy tao anaty kirihitra ka nanitsy nankeny amiko ~ Taitra Rakoto nandre ny vadiny voadonan' ny fiarakodia [1.1]
Explanations in English  5  startled, shocked [1.7]
Explanations in French  6  surpris, épouvanté subitement, saisi par la peur [1.3]7  surpris, choqué [1.8]
Morphology 
8  Simple :
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Analogs  14  ankona, kehana, mivadi-po, vahotra, varahontsana, tsy maharay tena, hendratra, miontana, mientana iray ihany, midobodoboka, mirongatra, misarongatra, miantsambotra, mitsamboatra, mikopapaka, mikoropaka, mamaky takotra
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word taitra

Anagrams  18  atitra, itatra, taitra

Updated on 2023/06/20