Entry (1/2) | 1 tondraka |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka 4 Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena 5 a) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona. [1.1] |
Explanations in English |
6 swollen by floodwater, overflowing [1.7] |
Explanations in French |
7 qui déborde [1.3, 1.8] 8 qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera) 9 figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance [1.3] 10 en crue [1.8] |
Examples |
11 voasakan' ny rano tondraka ka tsy afa-manoatra. [2.587#] 12 ary noho izany dia handriaka ny ranonorana anio, ka ho tondraka ny rano. [2.69#47] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 24 tondraka |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in French |
26 (de la racine tondraka : ce qu'on répand). Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary |
27 Botany |
Anagrams | 28 atondrak, tandroka, tondraka |
Updated on 2021/12/17 |