|
|
|
|

Entry1  vesatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  lanja: Ny vesatry ny adidy
4  ny hadontoana, tsy fisononohana [1.1]
5  herim-pisintonan'ny tany [1.13]
Explanations in English  6  weight, heaviness [1.7]
Explanations in French  7  poids [1.3#829, 1.8, 1.13]
8  pesanteur, gravité
9  lourdeur d'esprit [1.3#829]
10  lourdeur [1.8]
Examples  11  Hany ka ny farany, tsy nanamaivana iny, fa nampitombo ny mbola vesatra tsaroako tao am-poko. [2.4#]
12  vesatra tsy maintsy lanjaina no fahitany azy, manakantsakana ny asa, manembantsembana ny famakafakana. [1.369#]
Vocabulary  13  Physics
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  29  Proverbs containing the word vesatra

Anagrams  30  avesatr, vesatra

Updated on 2023/04/01