|
|
|
|

Entry (1/4)1  vinany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina [1.1]
Explanations in English  4  the confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea [1.7]
Explanations in French  5  confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve [1.8]
Vocabulary  6  Geography: (in general)
Compound words 
Toponyms 

Entry (2/4)13  vinany
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e!
16  Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy!
17  Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) [1.1]
Explanations in English  18  a guess, a conjecture; a prediction [1.7]
Explanations in French  19  conjecture; prédiction [1.3, 1.8]
20  divination, prophétie
21  action d'estimer, de calculer peu à près [1.3]
Examples  22  Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony [2.471]
Vocabulary  23  Philosophy
Morphology 
24  Simple :
25  Prefixed :
Derivatives 
26  Active verbs :
27  Passive verbs :
28  Relative verbs :
29  Names :
30  Adjectives :
Compound words 

Entry (3/4)35  vinany
Root  36  vina
Part of speech  37  noun vina and pronoun
Explanations in English  38  its probability [3.1]
Explanations in French  39  sa probabilité [3.1]

Entry (4/4)40  Vinany
Elementary words  41  vinany
Part of speech  42  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  43  Geography: towns

Anagrams  44  niavin, nivain, nivany, vaniny, vinani, vinany, Vinany

Updated on 2023/10/23