Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : andilana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ataovy toy ny landy, ny bokaboka mameno ny kely andilana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Aoka hifanampy ka ny manana tombony hameno ny tsy ampy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Ny fangaraka no kely andilana, mafy ny isan-jato. [2.415 #381, 2.558 #2961, 2.653 #2214]
Ny vano no lava tenda, mafy ny Ny vano no lava tenda, mafy Ny vano no lava tenda, mafy | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Ny raharaha rehetra – na ny an' ny mpitondra na ny olona entina – dia samy mampiferin' aina ny mpanao azy avokoa (ny isan-jato dia fanompoana izay nifampizaran' ny olona tsizatozato ny manao azy). [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si l' abeille maçonne a la taille étranglée, c' est que la corvée est dure. [2.415 #381]
Si le héron a le cou long, c'est que les gens qu' il gouverne sont difficiles à mener. [2.415 #671] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Les chefs pâtissent lorsqu' ils ont des subordonnés par trop difficiles. [2.415 #671]
Se disait de la corvée et de tout travail pénible. [2.415 #381] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||