|
|
|
|

Index

Proverbs : havozona

Proverb 1Mita rano havozona, ka sarisarin-domano. [2.653 #1845]
Toy ny mita rano hatenda, ka manao sarisarin-domano. [2.165 #1218, 2.415 #3763]
French translationComme de traverser de l' eau qui vous va jusqu' au cou, on nage presque. [2.165 #1218]
Traverser de 1' eau qui arrive jusqu' au cou, c' est presque nager. [2.415 #3763]
French interpretationChose difficile. [2.415 #3763]

Proverb 2Ravin-tatamo am-parihy : tezitra, ny ranomaso havozona, faly ny ranomaso hantenda. [2.558]

Proverb 3Sambatra kosa Raherana, fa manan-kierana; sambatra Razozoro, fa manan-kijoroana; fa mahantra kosa Ratatamo: velona manao ranomaso hatenda, maty manao ranomaso havozona. [2.165 #2306]
French translationOn secoue et on rejette la tige de l'arachide qui a produit des pistaches. [1.3 #844]

Proverb 4Sinibe feno rano : fitopatopany foana, fa ny ranomaso havozona. [2.558 #3895]
Sinibe feno rano : fitopatopany foana, fa ny ranomaso koa havozona. [2.415 #2747, 2.165]
French translationA quoi sert-il que l' eau s' agite dans la grande cruche pleine, quand les larmes coulent aussi jusqu' au cou? [2.165]
Cruche pleine : c' est en vain que l' eau s' y agite, car les larmes coulent jusqu' au cou. [2.415 #2747]

Proverb 5Vary lelik’ antsanga: voaterisetra havozona, ka tsy misy hiolanolanana. [2.653 #3619]
Vary lelik’ antsanga : voatery setra havozona, ka tsy misy hiolonolonana. [2.558 #4876]

Index