Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : kenakenaina | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ny fitondrana ny olona tahaka ny fotaka : fihinina mafy miporitsaka, fa kenakenaina no Ny fitondrana ny olona toy ny fotaka : raha gejana mafy loatra, dia miporiatra, fa kenakenaina no Ny fitondrana ny olona toy ny fotaka : raha giazana mafy loatra dia miporiatra ; tsia, fa kenakenaina no | ||||||||||||||||||||
French translation | Gouverner les hommes c' est comme si on portait de la vase : trop serrée la vase s' échappe ; pour la retenir il faut la porter avec soin dans les mains. [2.415 #6522]
Le gouvernement des hommes est comme la boue : à vouloir presser trop fort, on aboutit à des éclaboussures ; non, il faut porter cela avec précaution. [2.974 #271] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||