Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : rabevoina | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza manao hoe : Itompokolahy Ikaky, fa Rabevoina rain' ialahy. [2.558 #506]
Raha Raha Raha ny ahy, ataonao hoe, rabevoiny rain' ialahy; ary raha ny anao, dia ataonao hoe ratompokolahy ikaky. [1.3] Raha rainao ataonao hoe Itompokolahy dada; fa raha raiko kosa, Rabevoina rainao. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza fiangarana amin' ny fitenenana ka raha an' ny tena soasoavina, fa raha an' ny hafa bantibantina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Quand il s'agit de mon père mort, vous dites: le malheureux ton père; tandis que pour le vôtre, vous dites: monsieur ou feu mon père. [1.3] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | On se flatte soi-même et on méprise les autres. [1.3] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||