|
|
|
|

Index

Proverbs : trambo

Proverb 1Lava hadalana hoatry ny trambo : tongotra hahelika, ka enti-mandady. [2.415]
Lava hadalana, ohatra ny trambo: tongotra hahelika, ka enti-mandady. [2.653, 1.1]
Lava hadalana tahaka ny trambo : tongotra hahelika ka enti-mandady. [2.558 #119]
Malagasy interpretationAzon' ny hadalana ka tsy mahay mitandro izay tokony hotandrovina, toy ny haja, voninahitra. [1.1]
French translationD' une éternelle sottise comme le mille-pieds : des pattes, il en a jusque sous les aisselles et il s' en sert pour ramper. [2.415]
French interpretationSe disait des gens peu débrouillards pour leurs intérêts. [2.415 #2081]

Proverb 2Mitafia lamba, fa trambo no handady aminao. [2.415 #6236, 2.653 #1853]
Mitafia lamba fa trambo no handady amin' ny tena. [2.558 #2430]
French translationIl faut vous vêtir, car les mille-pattes vont grimper sur vous. [2.415 #6236]
French interpretationPrenez vos précautions. [2.415 #6236]

Proverb 3Trambo handadina tsy mihetsi-mahery. [2.558 #4376]

Proverb 4Trambo hita tsy mba loza [1.3 #739]
French translationUn cent-pieds vu n'est plus un malheur. [1.3 #739]
French interpretationUn malheur prévu est facile à éviter. [1.3 #739]

Index