Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : vidiana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ny fihavanana tsy azo vidina. [2.165 #160]
Ny fihavanana tsy azo vidina : angatahina, mora foana. [2.653 #2228] Ny fihavanana : vidiana sarotra, angatahina mora. [2.558 #2987] | ||||||||||||||||||||
French translation | L' amitié ne s' achète pas. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Vidian-tsy azo, ka alai-mora foana. [2.558 #4948]
Vidin-tsy azo, alaina mora foana. [2.165 #1186] Vidin-tsy azo, ka alai-mora foana. [2.653 #3673] | ||||||||||||||||||||
French translation | Qu' on ne peut pas acheter, mais qu' il est facile d' obtenir par un autre moyen. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | C'est à dire en le demandant). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||