Index |
|
|
|
Proverbs : volafolo
|
|
|
Proverb 1 | Aza manao ombin’ Imarovatana : sady mahalany ahitra iray lohasaha no mahalany mangahazom-bola folo ; nefa tsy hita izay taviny, fa ny kibony ihany no mihalehibe. [2.653, 2.415]
Aza manao ombin' Imarovatana : sady mahalany ahitra iray lohasaha no mahalany mangahazom-bolafolo, nefa tsy hita izay taviny, fa ny kibony no mihalehibe. [2.558]
|
French translation | Ne soyez pas comme les boeufs d'Imarovatana : ils mangent à la fois l' herbe de toute une vallée et du manioc pour deux piastres et demie, et cependant on ne voit pas qu' ils engraissent, il n' y a que leur ventre qui grossisse. [2.415]
|
French interpretation | Se disait de ceux qui, malgré tous les soins, ne paient pas de retour. [2.415 #5432]
|
|
|
Proverb 2 | Haren-kiadiam-boamena ; enti-miady, ariary ; fitsaram-bolafolo. [2.415 #3340]
|
French translation | Procès pour une affaire de quatre sous : on dépense une piastre, sans compter les douze francs cinquante, frais de justice. [2.415 #3340]
|
French interpretation | On dépense plus que cela ne vaut. [2.415 #3340]
|
|
|
Index |
|
|