Entry |
zara
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary? Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1]
|
Explanations in English | A lot, a share A division. [1.7]
|
Explanations in French | Part, lot; partage [1.8]
|
| Division, quotient. [1.13]
|
Examples |
1 | Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy!
[2.69]
|
2 | Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray.
[2.472]
|
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
Zara
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Zara [2.996]
|
| Zerah [2.996]
|
Explanations in French | Zérah [2.996]
|
Examples | Joda niteraka an'i Faresa sy Zara tamin'i Tamara;
[2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
Article |
|