Entry | 1 lémurien |
Part of speech | 2 masculine noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.4, 1.5] babakoto 4 [1.66, 1.5] sifaka 5 [1.4] amboanala, simpona, endrina 6 [1.9] anarana iombonan' ny amboanala isan-karazany (varika, maky, ets.) 7 [1.66] varika 8 [1.5] gidro 9 [2.233] ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, ankombavaliha, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitily, fitiliky, fotsifaka, fotsife, gidro, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kelybeohy, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, lemur, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, sadasada, setohy, siba, sifaka, sifakabilany, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidy, tsidiala, tsidihy, tsidy be, tsidy kely, tsinjoarivo, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, vangavanga, vary, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, variñena |
Tables and plates |
10 The Lemurs |
Updated on 2020/07/31 |