|
|
|
|

Entry1  rambondanitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy
Explanations in English  4  [1.2][rambin-danitra] A water-spout
5  [1.7][rambin-danitra] a waterspout, the funnel of a tornado
Explanations in French  6  [1.8][rambin-danitra] trombe
Vocabulary  7  Meteorology
Elementary words  8  rambo, lanitra
Analogs  9  alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  31  Proverbs containing the word rambondanitra

Updated on 2024/12/12